Tonga soa!

Tonga soa!

 

Miarahaba anareo tonga soa eto amin'ity serasera ity ny tenako.

Ny tanjona dia ny hahafahana mahafantatra bebe kokoa an'i Madagasikara. Ny zavamisy any antoerana,

ny feo avy aty ivelany ary araka ny maha sehatra serasera azy toerana koa hifanakalozankevitra.



Ity sehatra ity no toa izao dia noho ny fiarahamiasa tamin'ireo namana maromaro. Marihina fa mety hisy ny diso fiteny na diso tsipelina. Tsy miantoka ny mety tsy ho fahamarinan'ny sehatra izahay nefa kosa miazaka ny hanatsara azy isan'andro

Mahazoa fahafinaretana

Ny mpandraraha

Fampatsiahivana:

Ireo sary rehetra hitanao eto dia voaaro (copyright) avokoa. Raha toa ianao te hampiasa azy ireo dia aza misalasala manantona ahy