Tontolo iainana

..Harena ny biby, Adidiko, adidinao ny fiarovana azy

Mampiavaka an'i Madagasikara amin'izao tontolo izao dia ny harena voajanahary misy ao aminy.

Raha miresaka harena voajanahary dia matetika ny vatosoa sy diamondra no tena ao antsaina.

Hadino ny biby, hadino ny ala, hadino koa ny nyvorona sy ireo biby anaty ranomasina.

Ry zareo mpizaha tany dia mandany vola aminkarena mba hijery andry Ragidro, izay any Madagasikara sy Nosy Comore ihany no ahitana azy fa isika kosa no toa

manao valalan'alika, ka ny tompony indray no tsy tia.

Raha liana te hahalala misimisy kokoa ary ianao dia mirary anao tonga soa eto amin'ity takelaka ity aho.

Last Updated (Wednesday, 08 December 2010 16:10)